Entry | 1 zafy tsy havana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy |
Explanations in French |
4 [1.3] parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus |
Vocabulary |
5 Relationships: family |
Elementary words | 6 zafy, tsy, havana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |