Entry | 1 zafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy 4 Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1] |
Explanations in English |
5 A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2] 6 a grandchild [1.7] |
Explanations in French |
7 petit-fils, petite-fille [1.54] 8 Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3] 9 petit-enfant [1.8] |
Examples |
10 Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48] |
Vocabulary |
11 Relationships: family |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word zafy |
Updated on 2023/06/08 |