Entry | 1 mamonto |
Root | 2 vonto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy [1.1] |
Explanations in English |
5 to soak, to wet [1.7] |
Explanations in French |
6 saturer, imbiber [1.8] |
Examples |
7 Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |