Entry | 1 mivonto |
Root | 2 vonto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny 5 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany 6 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1] |
Explanations in English |
7 to swell up, to puff out [1.7] |
Explanations in French |
8 s'enfler [1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
Examples |
10 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48] |
Vocabulary |
11 Health |
Morphology |
|
Analogs | 16 mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mivonto |
Updated on 2023/01/20 |