Entry | 1 voaroy |
Root | 2 voa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1] |
Explanations in English |
5 the mulberry and similar fruits [1.7] |
Explanations in French |
6 le mûrier; son fruit [1.8] 7 (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196] |
Examples |
8 Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222] 9 Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49] |
Vocabulary |
10 Botany: tree |
Synonyms | 11 hazondandy, voaroihazo |
Phytonyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word voaroy |
Article |
14 Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 15 voaory, voaroy |
Updated on 2022/07/30 |