Entry | 1 vitsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanĂ na |
Explanations in English |
4 [1.7] few |
Explanations in French |
5 [1.8] peu nombreux, rare |
Examples |
6 [2.895#116] Be noho vitsy isika eto 7 [2.59#207] dia andro vitsy vitsy foana 8 [2.643#197] Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word vitsy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |