Entry | 1 havitsiana |
Root | 2 vitsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1] |
Explanations in English |
5 smallness of number, fewness [1.7] |
Explanations in French |
6 le petit nombre, rareté [1.8] |
Examples |
7 Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 fahavitsiana#mg.n |
Anagrams | 11 havitsiana, tavihasina |
Updated on 2023/10/29 |