|
|
|
|

Entry1  manavitsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampihena isa
Explanations in English  4  [1.7] to reduce in number
Explanations in French  5  [1.8] réduire en nombre
Examples  6  [0.0#] fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra;
Root  7  vitsy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  mamitsy

Anagrams  13  manavitsy, matsivina, nivatsiam

Updated on 2025/01/21