|
|
|
|

Entry1  vasoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
4  afa-baraka ka menatra [1.1]
Explanations in English  5  off-color, tarnished, discolored [1.7]
Explanations in French  6  terne [1.8]
7  se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
8  terni [1.8]
Examples  9  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270]
10  Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word vasoka

Anagrams  19  savoka, sovaka, vasoka

Updated on 2020/12/11