|
|
|
|

Entry1  mamasoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra
4  [1.13] manala ny mangirangina
Explanations in French  5  [1.13] délustrer
Root  6  vasoka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  mamasoka, mamosaka, somamàka

Updated on 2025/01/21