Entry | vazina | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka:
Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Poudreux, boueux, sale Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vazina | ||||||||||||
Anagrams | vazina, vizana |
Updated on 2020/07/31 |