|
|
|
|

Entry1  matroka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy mazava, tsy manganohano intsony, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotsy amin' itý firavaka itý [1.1]
Explanations in English  4  tarnished, dull colored [1.7]
Explanations in French  5  terne [1.3#439, 1.8, 1.5#208]
Examples  6  Efa lefy matroka izato masoandrony/ [2.720#]
7  Satroka (hat), miray tarika amin' ny matroka, katroka. [2.285#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Anagrams  12  katramo, makotra, matroka, motraka

Updated on 2022/03/28