Entry | 1 fitsofohana |
Root | 2 tsofoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro 5 Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy 6 Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |