|
|
|
|

Entry1  tsodrano
Elementary words  2  tsotra, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  (taloha) Rano nafafy tamin' olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin' io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka)
5  (ankehitriny) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin' ny olon-dehibe na ray aman-dreny: Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady
6  (ankehitriny) vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano
7  Anaran' ny vola ampiarahina amin' ny tsodrano: rom-patsa, patsan' ny mpifana, tsodranon-jaza, fenakoho, vodiakoho, zara fihinanana, fanaovam-beloma, fandraisantanana, ro mafana [1.1]
Explanations in French  8  aspersion, bénédiction, souhaits d'adieu
9  action de céder [1.3]
Examples  10  Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472]
Derivatives 
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
Analogs  13  ranombavaka, firarian-tsoa

Updated on 2024/08/13