Entry (1/2) | 1 tsoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 tsoka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1] 12 zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13] |
Explanations in French |
13 moelle [1.13] |
Vocabulary |
14 Biology |
Compound words |
|
Anagrams | 16 katso, kotsa, tsako, tsoka |
Updated on 2023/08/11 |