Entry | 1 mitso-drano mitsodrano |
Root | 2 tso-drano |
Elementary words | 3 mitsoka, rano |
Part of speech | 4 active verb |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao |
Explanations in French |
6 [1.3#791] Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder |
Examples |
7 [2.356#205] Nanaiky izy ary nitsodrano 8 [2.576#4] Nitso-drano ireo hitselaram-baratra 9 [2.649#1040] Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay 10 [2.643#92] Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitso-drano |
Anagrams | 15 isondrotam, misondrota, mitsodrano, mitso-drano |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |