Entry | 1 ranombavaka |
Elementary words | 2 rano, vavaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra 5 (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1] |
Explanations in English |
6 A blessing given to those who are going on a journey. [1.2] |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Updated on 2023/11/24 |