Entry | 1 tsiny amam-pondro |
Elementary words | 2 tsiny, amana, fondro |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.285#159] Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro 5 [2.470#78] Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany 6 [2.654] fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |