|
|
|
|

Entry1  tsiny amam-pondro
Elementary words  2  tsiny, amana, fondro
Part of speech  3  locution
Examples  4  [2.285#159] Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro
5  [2.470#78] Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany
6  [2.654] fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao

Updated on 2024/12/07