|
|
|
|

Entry1  tsiambaratelo
Elementary words  2  tsy, ambara, telo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra afenina tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin' ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko
Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary
Explanations in French  5  [1.3][tsy ambara telo] qu'on ne dit pas à trois; secret
6  [1.5#58] secret
Examples  7  [2.472#] Mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala.
8  [2.270#] Misaotra anao aho noho ny nanambaranao izany tsiambaratelo izany!
9  [2.470#] Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako.
Analogs  10  zavatra tsy ambarambara, ankaro-miafina, am-po tsy miloaka, otrikafon' ny fo, am-po tsy ambara, tokantrano tsy ahahaka, tsy atao eo imason' olona, tsy fampitranga vahoaka, an' ny tena samy irery, tahirindresaka, teny mby am-bato

Updated on 2024/12/10