|
|
|
|

Entry (1/2)1  tondraka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
4  Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena
5  a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
Explanations in English  6  swollen by floodwater, overflowing [1.7]
Explanations in French  7  qui déborde [1.3, 1.8]
8  qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera)
9  figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
10  en crue [1.8]
Examples  11  voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#]
12  ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)22  tondraka
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  25  Botany

Anagrams  26  tandroka, tondraka

Updated on 2021/12/17