Entry | 1 fitondrahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona |
Root | 4 tondraka |
Anagrams | 5 fihondratana, fitondrahana, hifandrotana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |