|
|
|
|

Entry1  tondrahana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý
Explanations in English  4  [1.7] to be watered, to be moistened
Explanations in French  5  [1.8] qu'on arrose, qu'on humecte
Examples  6  [2.117#] tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana.
7  [2.332#] Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody.
Root  8  tondraka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word tondrahana

Anagrams  15  handrantoa, handraotan, handroatan, tandrohana, tondrahana

Updated on 2025/01/21