|
|
|
|

Entry1  tendry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fikasihana kely zavatra
4  Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
5  Fihinanana zavatra kely
6  Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
7  Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
8  Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [1.1]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word tendry

Updated on 2023/10/29