Entry (1/2) | 1 mitendry |
Root | 2 tendry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? |
Examples |
5 [1.437#] mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. 6 [2.649#] Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. |
Vocabulary |
7 Music: (in general) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mitendry |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Taisaka]
mihinana maraina |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |