|
|
|
|

Entry1  fitendrena
Root  2  tendry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga
5  Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]
Vocabulary  6  Music: (in general)

Updated on 2023/01/05