Entry | 1 tinendry |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao |
Explanations in French |
4 [1.3#695] qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué qu'on a désigné, indiqué, fixé qu'on a marqué d'un accent, d'un point |
Root | 5 tendry |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voatendry |
Anagrams | 10 nitendry, tinendry |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |