Entry | 1 telo noho dimy |
Elementary words | 2 telo, noho, dimy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1#937] |
Explanations in French |
5 terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3#693] |
Vocabulary |
6 Game |
Updated on 2023/01/12 |