|
|
|
|

Entry1  dimy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Explanations in English  4  [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
5  limy is used in the provinces [Provincial] [1.2]
6  five [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  cinq [1.3, 1.5, 1.8]
International  8  5
9  V [3.1]
Examples  10  Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
11  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
18  Adverbs :
Synonyms  19  limy
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word dimy
Tables and plates  26  The Numbers
27  Addition
28  Multiplication
Article  29  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  30  dimy, midy

Updated on 2024/10/03