|
|
|
|

Entry1  Tatsimo
Elementary words  2  t~, atsimo
Part of speech  3  noun or adverb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo
Explanations in English  5  [1.7] the south people
Explanations in French  6  [1.8, 1.5] les gens du sud
Examples  7  [2.643#57] Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo.
8  [2.113#21] Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo.
9  [2.69#197] Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy;
Analogs  10  tandrefana, tatsinanana, tavaratra

Anagrams  11  stômaty, Tatsimo

Updated on 2025/01/21