|
|
|
|

Entry1  mialin-taona
Elementary words  2  mialina, taona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka [1.1]
Explanations in English  5  to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. [1.2]

Updated on 2023/06/12