|
|
|
|

Entry1  folo-tao-maty
Elementary words  2  folo, taona, maty
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1#380]
5  ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1#927]
Vocabulary  6  Time

Updated on 2023/06/13