|
|
|
|

Entry1  tonon-taona
Elementary words  2  tonona, taona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
5  vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French  6  saison [1.5]
7  saison [1.13]
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Synonyms  9  vanin-taona

Updated on 2023/06/18