Entry (1/2) | 1 tanteraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika 4 Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana 5 Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay [1.1] |
Explanations in English |
6 effected, accomplished, completed; perfect [1.7] |
Explanations in French |
7 effectué, accomplit; parfait [1.8] 8 réalisé; débouchant; totalement [1.13] |
Examples |
9 Matoky tanteraka anareo aho. [2.649#201] 10 Niova tanteraka ny fiainako. [2.356#132] 11 Maina tanteraka ny ranomasony. [2.470#146] |
Derivatives |
|
Analogs | 16 efa, vita, tontosa, tomombana, to, maty paika, nitady toko ka sendra vato, nikororoka vary ka sendra rivotra, naniry zaza ka tera-dahy |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word tanteraka |
Entry (2/2) | 23 tanteraka |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 (de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde). Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
26 Botany: medicinal plants |
Phytonyms |
|
Anagrams | 28 taketrana, tanteraka |
Updated on 2024/10/14 |