|
|
|
|

Entry1  mpanatanteraka
Root  2  tanteraka
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  [1.320] executive function, executive power
Explanations in French  5  [1.3] celui qui accomplit
6  [1.13] exécutant, exécutif
7  [1.320] fonction exécutive, pouvoir exécutif
Examples  8  [2.285] Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany.
9  [2.113] Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina.
10  [2.606] Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro.
11  [2.895] mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo.

Updated on 2024/12/11