|
|
|
|

Entry (1/2)1  talata
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1]
Explanations in English  5  Tuesday [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  Le mardi [1.3]7  Mardi [1.5, 1.8]8  Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6]9  (ar.) mardi [1.14]
Explanations in Italian  10  martedi [1.18]
Explanations in German  11  Dienstag. -- Ich habe das Vergnügen, am Dienstag wieder nach Frankfurt zu fahren. [1.56]
Examples  12  talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
13  Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472]
Toponyms 
Hyperonym 
Proverbs  15  Proverbs containing the word talata
Tables and plates  16  Measure of Time

Entry (2/2)17  Talata
Part of speech  18  name (toponym)
Vocabulary  19  Geography: towns
Explanations in English  20  The place of holding Tuesday's market. [1.2]
Explanations in French  21  Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3]
Elementary words  22  talata
Tables and plates  23  Full list

Anagrams  24  Talata, talata, tatala, Talata, talata, tatala

Updated on 2024/08/17