|
|
|
|

Entry (1/2)1  asabotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
4  Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explanations in English  5  Saturday [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  samedi [1.3, 1.8]
7  (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Explanations in Italian  8  sabato [1.18]
Explanations in German  9  Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend [1.56]
Examples  10  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
11  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Vocabulary  12  Time
Other spellings  13  sabotsy
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word asabotsy
Tables and plates  19  Measure of Time

Entry (2/2)20  Asabotsy
Part of speech  21  name (toponym)
Explanations in English  22  the place of holding Saturday's market. [1.2]
Explanations in French  23  Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
24  Le marché du samedi [1.5]
Examples  25  ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Vocabulary  26  Geography: towns
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  Asabotsy, asabotsy, Asabotsy, asabotsy

Updated on 2024/10/30