|
|
|
|

Entry (1/3)1  zoma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zohy, lava-bato [1.1]
Explanations in English  4  for zohy [Provincial] [1.2]
Synonyms  5  zohy

Entry (2/3)6  zo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Explanations in English  9  Friday [1.2, 1.7]
Explanations in French  10  Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
11  (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14]
Explanations in Italian  12  venerdi [1.18]
Explanations in German  13  Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Examples  14  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Vocabulary  15  Time
Other spellings  16  ajoma
Toponyms 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word zomà
Tables and plates  23  Measure of Time

Entry (3/3)24  Zo
Part of speech  25  name (toponym)
Explanations in Malagasy  26  Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Explanations in English  27  The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
28  The Friday market-place [1.7]
Explanations in French  29  Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
30  Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulary  31  Geography: towns
Tables and plates  32  Full list
Illustrations 
33 

Anagrams  34  mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà

Updated on 2024/10/30