|
|
|
|

Entry (1/3)1  takalo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho
Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra
4  [1.13] endrika ifanakalozana, entana mivantana
Explanations in English  5  [1.7] barter, exchange; that which is given in barter
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.13] échange, troc
7  [1.8] ce qu'on donne en échange
Examples  8  [2.293] Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo.
9  [2.48] Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary
10  [2.472] Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana.
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word takalo

Entry (2/3)23  takalo
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  [1.1] [Sakalava] Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana
Vocabulary  26  Zoology: fishes

Entry (3/3)27  Takalo
Part of speech  28  name (book title) [Full list]
Author  29  Vaviroa Marcelline
Publishings  30  Dodo vole, 2014. Height: 22cm. Width: 31cm

Anagrams  31  atolak, lakato, Lakato, lotaka, takalo, tolaka

Updated on 2025/02/08