|
|
|
|

Entry1  manakalo
Root  2  takalo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manolo: Manakalo fanaka
Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho
Explanations in English  5  [1.7] to exchange, to barter
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] échanger, troquer
Examples  7  [2.117#] Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary.
8  [2.508#] Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns.
9  [1.437#] Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana.
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Other spellings  14  manatakalo
Proverbs  15  Proverbs containing the word manakalo

Anagrams  16  lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka

Updated on 2025/02/08