Entry | 1 fifanakalozana |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] échange, transaction |
Examples |
5 [2.445] Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. 6 [2.472] Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |