Entry | 1 fitaizana |
Root | 2 taiza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [1.1] 5 asa fanabeazana [1.13] |
Explanations in English |
6 the act of nursing or caring for [1.7] |
Explanations in French |
7 action de nourrir, de soigner [1.8] 8 éducation [1.13] |
Examples |
9 ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? [2.356#] 10 na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#] |
Vocabulary |
11 Health |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/08 |