|
|
|
|

Entry1  aiza
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
4  Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
5  Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1]
6  ahia? (Tankarana)
7  aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
8  ay? (Bara)
9  aie? (Mahafaly)
10  akaa? (Betsimisaraka)
11  haia? (Tankarana) [1.78]
Explanations in English  12  where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2]
13  where? [1.7]
Explanations in French  14  où? [1.8]
Examples  15  Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472]
16  aiza no ahalalanao izany? [2.499]
17  Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
Derivatives 
20  Active verbs :
Compound words 
Tables and plates  26  All the adverbs

Anagrams  27  aiza, Azia

Updated on 2023/07/14