|
|
|
|

Entry1  fanafintohinana
Root  2  tafintohina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Antony mahatezitra
5  Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana [1.1]
Explanations in English  6  the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana [1.7]
Explanations in French  7  scandale, offense [1.8]

Updated on 2023/01/20