Entry | 1 tafintohinina |
Root | 2 tafintohina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin' ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin' ny nanaovanao io asa io [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |