Entry (1/2) | 1 manafintohina |
Root | 2 tafintohina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io 5 Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1] |
Explanations in English |
6 to trip; to give offense [1.7] |
Explanations in French |
7 faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas 8 scandaliser, irriter [1.3] 9 faire broncher; scandaliser [1.8] |
Examples |
10 Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4#] 11 Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#] 12 Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 17 manafintohìna |
Root | 18 tafintohina |
Part of speech | 19 imperative of active verb manafintohina |
Tables and plates |
20 All the active imperatives |
Anagrams | 21 manafintohina, manafintohìna, manafintohina, manafintohìna |
Updated on 2023/01/20 |