|
|
|
|

Entry (1/3)1  sisika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy 4  Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5  Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6  Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1]
Explanations in English  7  forced in between [1.7]
Explanations in French  8  qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  tsolotra, gaka, kolikoly
Compound words 

Entry (2/3)17  sisika
Part of speech  18  noun
Vocabulary  19  Linguistics
Explanations in Malagasy  20  Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
Synonyms  21  tsofoka

Entry (3/3)22  sisika
Part of speech  23  noun
Vocabulary  24  Economy: printing, drawing
Explanations in French  25  blanc de casse [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/06/19