Entry (1/2) | 1 tsolotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" [1.1] |
Explanations in English |
4 a bribe [1.7] |
Explanations in French |
5 pot-de-vin; dessous-de-table [1.8] |
Analogs | 6 Gaka, kolikoly, tranon' afokasoka |
Entry (2/2) | 7 tsolotra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1] |
Explanations in French |
10 action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 tsolotsolotra |
Compound words |
|
Anagrams | 14 lotsotra, tsolotra |
Updated on 2023/08/11 |