|
|
|
|

Entry (1/3)1  manisika (sisika)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Economy: printing, drawing
Explanations in Malagasy  4  Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery [1.1]
5  Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io [1.1]
6  Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io [1.1]
7  Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1]
8  Mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13]
Explanations in French  9  Espacer, intercaler [1.13]
Examples  10  Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto. [2.528#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)16  manisika
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  mividy [1.78]

Entry (3/3)19  manisika
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  mihantsy [1.78]

Anagrams  22  manisika, sinimaka

Updated on 2023/10/27