|
|
|
|

Entry1  samy
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
Explanations in English  4  both, each, every one [1.7]
Explanations in French  5  chacun, l'un et l'autre [1.8]
Examples  6  samy manana ny tiany. [2.296]
7  samy naka aina aloha. [2.4]
8  samy tia, samy manina. [2.69]
Morphology 
9  Simple :
10  Imperative :
Compound words 
Tables and plates  17  All the pronouns
18  All the pronouns

Anagrams  19  masy, samy

Updated on 2023/08/11